plt_tn/pro/06/34.md

32 lines
656 B
Markdown

# mahatezitra
"sosotra mafy"
# tsy hampiseho famindram-po izy
Ny hoe "izy" dia ilay namana izay nijangajanga tamin'ny lehilahy hafa ny vadiny. DH: "tsy ho ferany ny fanaitainana hataony aminao" na "hamely anao araka izay vitany izy"
# rehefa mamaly faty
"amin'ny fotoana hamaliany faty" na "rehefa tonga ny fotoana izay hamaliany faty"
# mamaly faty
Raha mamaly faty ny olona iray, dia mba hahatonga ratra amin'ilay olona nandratra azy voalohany izany.
# onitra
"izay aloa"
# tsy ho voatamby
Io dia azo atao hoe DH: "tsy afaka mandoa vola ampy hanova ny heviny ianao"
# na dia
"Ho marina izany na dia"
# omenao
"manolotra" na "mampanantena"