# mahatezitra "sosotra mafy" # tsy hampiseho famindram-po izy Ny hoe "izy" dia ilay namana izay nijangajanga tamin'ny lehilahy hafa ny vadiny. DH: "tsy ho ferany ny fanaitainana hataony aminao" na "hamely anao araka izay vitany izy" # rehefa mamaly faty "amin'ny fotoana hamaliany faty" na "rehefa tonga ny fotoana izay hamaliany faty" # mamaly faty Raha mamaly faty ny olona iray, dia mba hahatonga ratra amin'ilay olona nandratra azy voalohany izany. # onitra "izay aloa" # tsy ho voatamby Io dia azo atao hoe DH: "tsy afaka mandoa vola ampy hanova ny heviny ianao" # na dia "Ho marina izany na dia" # omenao "manolotra" na "mampanantena"