plt_tn/pro/06/28.md

16 lines
438 B
Markdown

# Misy olona mahadia vain'afo mahamay ve ka tsy hitsovaka ny tongony?
Ny fandehanana amin'ny vain'afo mahamay dia mampitsovaka ny tongotr'olona, koa ny valin-teny andrasana dia "tsia." DH: "Izay olona rehetra mandeha amin'ny vain'afo mahamay dia hitsova-tongotra."
# mahadia vain'afo mahamay
Entina ilazana ny fijangajangana io.
# mahadia
Mandeha moramora amin'ny lalan-davitra, tsy mampiasa ody na mosavy izany.
# hitsovaka
"may"