# Misy olona mahadia vain'afo mahamay ve ka tsy hitsovaka ny tongony? Ny fandehanana amin'ny vain'afo mahamay dia mampitsovaka ny tongotr'olona, koa ny valin-teny andrasana dia "tsia." DH: "Izay olona rehetra mandeha amin'ny vain'afo mahamay dia hitsova-tongotra." # mahadia vain'afo mahamay Entina ilazana ny fijangajangana io. # mahadia Mandeha moramora amin'ny lalan-davitra, tsy mampiasa ody na mosavy izany. # hitsovaka "may"