plt_tn/pro/06/28.md

438 B

Misy olona mahadia vain'afo mahamay ve ka tsy hitsovaka ny tongony?

Ny fandehanana amin'ny vain'afo mahamay dia mampitsovaka ny tongotr'olona, koa ny valin-teny andrasana dia "tsia." DH: "Izay olona rehetra mandeha amin'ny vain'afo mahamay dia hitsova-tongotra."

mahadia vain'afo mahamay

Entina ilazana ny fijangajangana io.

mahadia

Mandeha moramora amin'ny lalan-davitra, tsy mampiasa ody na mosavy izany.

hitsovaka

"may"