plt_tn/pro/06/22.md

20 lines
1.0 KiB
Markdown

# Raha mandeha ianao ... raha matory ianao ... raha mifoha ianao
Miara-ampiasaina ireo andian-teny ireo mba hanindriana fa sarobidy isan'andro ny fananarana.
# hitari-dalana anao ireo ... hiambina anao ireo ... hampianatra anao ireo
Ny famerimberenana ireo andian-teny ireo dia mba hampisehoana fa manan-danja amin'ny karazan-javatra rehetra ny anatra. Io koa dia miresaka momba ny anatra toy ny hoe olona.
# ny didy ... ny fampianarana ... ireo anatra ... avy amin'ny fampianarana
Ireo andian-teny telo ireo dia mitovitovy hevitra ihany, ary miara-mampiseho ireo fananarana isan-karazany izay ampianarin'ny ray sy reny ireo.
# fanilo ... fahazavana ... lalan'ny fiainana
Izy telo rehetra ireo dia mitovitovy hevitra ihany ary averimberina mba hanindriana fa mahatsara sy mahamora ny fiainana kokoa ny anatra. DH: "fanilo tena ilaina ... tena manampy tahaka ny fahazavana ao amin'ny aizina ... tena ilaina arahina tahaka ny lalan'ny fiainana"
# lalan'ny fiainana
"ny lalana mitondra ho amin'ny fiainana" na "ny fomba fiainana izay eken'Andriamanitra''