# Raha mandeha ianao ... raha matory ianao ... raha mifoha ianao Miara-ampiasaina ireo andian-teny ireo mba hanindriana fa sarobidy isan'andro ny fananarana. # hitari-dalana anao ireo ... hiambina anao ireo ... hampianatra anao ireo Ny famerimberenana ireo andian-teny ireo dia mba hampisehoana fa manan-danja amin'ny karazan-javatra rehetra ny anatra. Io koa dia miresaka momba ny anatra toy ny hoe olona. # ny didy ... ny fampianarana ... ireo anatra ... avy amin'ny fampianarana Ireo andian-teny telo ireo dia mitovitovy hevitra ihany, ary miara-mampiseho ireo fananarana isan-karazany izay ampianarin'ny ray sy reny ireo. # fanilo ... fahazavana ... lalan'ny fiainana Izy telo rehetra ireo dia mitovitovy hevitra ihany ary averimberina mba hanindriana fa mahatsara sy mahamora ny fiainana kokoa ny anatra. DH: "fanilo tena ilaina ... tena manampy tahaka ny fahazavana ao amin'ny aizina ... tena ilaina arahina tahaka ny lalan'ny fiainana" # lalan'ny fiainana "ny lalana mitondra ho amin'ny fiainana" na "ny fomba fiainana izay eken'Andriamanitra''