plt_tn/pro/06/14.md

24 lines
682 B
Markdown

# Manao teti-dratsy
"Manao fikasan-dratsy izy" na "miomana ny hanao asa ratsy izy"
# manetsika fifandirana mandrakariva izy
"mahatonga fifandirana foana izy" na "mitady fifandirana hatrany izy ary mampirongatra izany"
# Noho izany
"Noho izany antony izany"
# hahatratra azy tampoka ny lozany
Ny hevitra ambadik'io dia manenjika azy tahaka ny olona na biby ny loza, ary hahatratra azy tsy ho ela. DH: "hahatratra azy ny lozany"
# ny lozany
Manondro ny loza izay hanjo azy io, fa manondro ny loza izay naterany ihany koa.
# tampoka ...; ao anatin'ny fotoana fohy
Samy mitovy hevitra ireo, ary na ny iray na izy roa dia azo soloina hoe "tampoka" na "haingana dia haingana."