plt_tn/pro/06/14.md

682 B

Manao teti-dratsy

"Manao fikasan-dratsy izy" na "miomana ny hanao asa ratsy izy"

manetsika fifandirana mandrakariva izy

"mahatonga fifandirana foana izy" na "mitady fifandirana hatrany izy ary mampirongatra izany"

Noho izany

"Noho izany antony izany"

hahatratra azy tampoka ny lozany

Ny hevitra ambadik'io dia manenjika azy tahaka ny olona na biby ny loza, ary hahatratra azy tsy ho ela. DH: "hahatratra azy ny lozany"

ny lozany

Manondro ny loza izay hanjo azy io, fa manondro ny loza izay naterany ihany koa.

tampoka ...; ao anatin'ny fotoana fohy

Samy mitovy hevitra ireo, ary na ny iray na izy roa dia azo soloina hoe "tampoka" na "haingana dia haingana."