# Manao teti-dratsy "Manao fikasan-dratsy izy" na "miomana ny hanao asa ratsy izy" # manetsika fifandirana mandrakariva izy "mahatonga fifandirana foana izy" na "mitady fifandirana hatrany izy ary mampirongatra izany" # Noho izany "Noho izany antony izany" # hahatratra azy tampoka ny lozany Ny hevitra ambadik'io dia manenjika azy tahaka ny olona na biby ny loza, ary hahatratra azy tsy ho ela. DH: "hahatratra azy ny lozany" # ny lozany Manondro ny loza izay hanjo azy io, fa manondro ny loza izay naterany ihany koa. # tampoka ...; ao anatin'ny fotoana fohy Samy mitovy hevitra ireo, ary na ny iray na izy roa dia azo soloina hoe "tampoka" na "haingana dia haingana."