plt_tn/pro/06/03.md

337 B

vonjeo ny tenananao

"arovy ny tenanao" na "ampio hiala amin'ireo olona ireo ny tenanao"

efa lavo teo an-tanan'ny namanao ianao

Io dia hevitra ambadika izay mampiasa ny teny hoe "tanana" mba hidika hoe "mamely." DH: "mety hamely anao ny namanao raha tiany" na "manana fahefana aminao ny namanao"

namanao

"mpiray vodi-rindrina"