plt_tn/pro/06/03.md

12 lines
337 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# vonjeo ny tenananao
"arovy ny tenanao" na "ampio hiala amin'ireo olona ireo ny tenanao"
# efa lavo teo an-tanan'ny namanao ianao
Io dia hevitra ambadika izay mampiasa ny teny hoe "tanana" mba hidika hoe "mamely." DH: "mety hamely anao ny namanao raha tiany" na "manana fahefana aminao ny namanao"
# namanao
"mpiray vodi-rindrina"