# vonjeo ny tenananao "arovy ny tenanao" na "ampio hiala amin'ireo olona ireo ny tenanao" # efa lavo teo an-tanan'ny namanao ianao Io dia hevitra ambadika izay mampiasa ny teny hoe "tanana" mba hidika hoe "mamely." DH: "mety hamely anao ny namanao raha tiany" na "manana fahefana aminao ny namanao" # namanao "mpiray vodi-rindrina"