plt_tn/pro/04/05.md

659 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy mampianatra ireo zanany izay nampianarin-drainy azy ny mpanoratra.

Mahazoa fahendrena

"Miasà mafy hahazoana fahendrena ho an'ny tenanao"

aza manadino

"tsarovy"

aza mandà

"maneke"

ireo tenin'ny vavako

Eto ny teny hoe "vava" dia entina ilazana ilay olona miteny. DH: "izay lazaiko"

aza afoy ny fahendrena ary hiambina anareo izy; tiavo izy dia hiaro anareo

Ny fahendrena dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe vehivavy miaro ny olona mahatoky.

aza afoy ny fahendrena

Io dia azo atao hoe DH: "ifikiro mafy ny fahendrena" na "mahatokia amin'ny fahendrena"

tiavo izy

"tiavo ny fahendrena"