# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy mampianatra ireo zanany izay nampianarin-drainy azy ny mpanoratra. # Mahazoa fahendrena "Miasà mafy hahazoana fahendrena ho an'ny tenanao" # aza manadino "tsarovy" # aza mandà "maneke" # ireo tenin'ny vavako Eto ny teny hoe "vava" dia entina ilazana ilay olona miteny. DH: "izay lazaiko" # aza afoy ny fahendrena ary hiambina anareo izy; tiavo izy dia hiaro anareo Ny fahendrena dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe vehivavy miaro ny olona mahatoky. # aza afoy ny fahendrena Io dia azo atao hoe DH: "ifikiro mafy ny fahendrena" na "mahatokia amin'ny fahendrena" # tiavo izy "tiavo ny fahendrena"