plt_tn/pro/04/05.md

32 lines
659 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy mampianatra ireo zanany izay nampianarin-drainy azy ny mpanoratra.
# Mahazoa fahendrena
"Miasà mafy hahazoana fahendrena ho an'ny tenanao"
# aza manadino
"tsarovy"
# aza mandà
"maneke"
# ireo tenin'ny vavako
Eto ny teny hoe "vava" dia entina ilazana ilay olona miteny. DH: "izay lazaiko"
# aza afoy ny fahendrena ary hiambina anareo izy; tiavo izy dia hiaro anareo
Ny fahendrena dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe vehivavy miaro ny olona mahatoky.
# aza afoy ny fahendrena
Io dia azo atao hoe DH: "ifikiro mafy ny fahendrena" na "mahatokia amin'ny fahendrena"
# tiavo izy
"tiavo ny fahendrena"