plt_tn/pro/04/01.md

16 lines
326 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka tahaka ny ray mampianatra ny zanany ny mpanoratra.
# mitandrema
"mihainoa tsara"
# hahafantaranareo ny atao hoe fahazavan-tsaina
"dia ho hainao ny fomba hahalalana" na "dia hahazo fahazavan-tsaina ianao"
# Manome fampianarana tsara anao aho
"Tsara izay ampianariko anao"