plt_tn/pro/04/01.md

326 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka tahaka ny ray mampianatra ny zanany ny mpanoratra.

mitandrema

"mihainoa tsara"

hahafantaranareo ny atao hoe fahazavan-tsaina

"dia ho hainao ny fomba hahalalana" na "dia hahazo fahazavan-tsaina ianao"

Manome fampianarana tsara anao aho

"Tsara izay ampianariko anao"