# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka tahaka ny ray mampianatra ny zanany ny mpanoratra. # mitandrema "mihainoa tsara" # hahafantaranareo ny atao hoe fahazavan-tsaina "dia ho hainao ny fomba hahalalana" na "dia hahazo fahazavan-tsaina ianao" # Manome fampianarana tsara anao aho "Tsara izay ampianariko anao"