forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
706 B
Markdown
16 lines
706 B
Markdown
# ny fonao manontolo
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "fo" dia entina ilazana ny ao anatin'ny olona. DH: "ny aminao manontolo"
|
|
|
|
# aza miankina amin'ny fahalalanao ihany
|
|
|
|
Ny firesaky ny mpanoratra ny olona miankina amin'ny fahalalany manokana toy ny hoe zavatra izay azo iankinan'ny olona ny "fahalalana." DH: "aza miantehitra amin'ny fahalalanao manokana"
|
|
|
|
# amin'ny lalanao rehetra
|
|
|
|
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe lalana izay andehanan'ny olona ny ataon'ny olona iray. DH: "amin'ny izay ataonao rehetra"
|
|
|
|
# Izy no hampahitsy ny lalanao
|
|
|
|
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe lalana izay andehanan'ny olona iray sady tsy asian'i Yaveh sakana ny fanambinan'i Yaveh ny ataon'ny olona iray. DH: "hanome fahombiazana anao Izy"
|