# ny fonao manontolo Eto ny teny hoe "fo" dia entina ilazana ny ao anatin'ny olona. DH: "ny aminao manontolo" # aza miankina amin'ny fahalalanao ihany Ny firesaky ny mpanoratra ny olona miankina amin'ny fahalalany manokana toy ny hoe zavatra izay azo iankinan'ny olona ny "fahalalana." DH: "aza miantehitra amin'ny fahalalanao manokana" # amin'ny lalanao rehetra Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe lalana izay andehanan'ny olona ny ataon'ny olona iray. DH: "amin'ny izay ataonao rehetra" # Izy no hampahitsy ny lalanao Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe lalana izay andehanan'ny olona iray sady tsy asian'i Yaveh sakana ny fanambinan'i Yaveh ny ataon'ny olona iray. DH: "hanome fahombiazana anao Izy"