plt_tn/pro/03/05.md

706 B

ny fonao manontolo

Eto ny teny hoe "fo" dia entina ilazana ny ao anatin'ny olona. DH: "ny aminao manontolo"

aza miankina amin'ny fahalalanao ihany

Ny firesaky ny mpanoratra ny olona miankina amin'ny fahalalany manokana toy ny hoe zavatra izay azo iankinan'ny olona ny "fahalalana." DH: "aza miantehitra amin'ny fahalalanao manokana"

amin'ny lalanao rehetra

Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe lalana izay andehanan'ny olona ny ataon'ny olona iray. DH: "amin'ny izay ataonao rehetra"

Izy no hampahitsy ny lalanao

Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe lalana izay andehanan'ny olona iray sady tsy asian'i Yaveh sakana ny fanambinan'i Yaveh ny ataon'ny olona iray. DH: "hanome fahombiazana anao Izy"