plt_tn/pro/02/14.md

16 lines
717 B
Markdown

# Mifaly izy ireo
Ny hoe "izy ireo dia manondro ireo olona tao amin'ny 2:11 ihany.
# finaritra amin'ny fahavetavetan'ny ratsy
Mitovitovy dika amin'ny ampahany voalohany amin'ny fehezateny ihany io. DH: "finaritra amin'ny fanaovana izay fantany fa ratsy
# Manaraka lala-meloka izy ireo
Ny olona izay mandainga amin'ny hafa dia resahina toy ny hoe mandeha amin'ny lala-meloka na lalana miolakolaka. DH: "Mamitaka ny olona hafa izy ireo"
# ary nampiasa ny fitaka hanafenana ny lalany
Ny olona mandainga mba tsy hahitan'ny olona izay nataony dia resahina toy ny hoe saronan'izy ireo ny dian-tongotra eo amin'ny lalana mba tsy hisy hanaraka azy ireo. DH: "ary mandainga izy ireo mba tsy hisy hahalala izay nataony"