# Mifaly izy ireo Ny hoe "izy ireo dia manondro ireo olona tao amin'ny 2:11 ihany. # finaritra amin'ny fahavetavetan'ny ratsy Mitovitovy dika amin'ny ampahany voalohany amin'ny fehezateny ihany io. DH: "finaritra amin'ny fanaovana izay fantany fa ratsy # Manaraka lala-meloka izy ireo Ny olona izay mandainga amin'ny hafa dia resahina toy ny hoe mandeha amin'ny lala-meloka na lalana miolakolaka. DH: "Mamitaka ny olona hafa izy ireo" # ary nampiasa ny fitaka hanafenana ny lalany Ny olona mandainga mba tsy hahitan'ny olona izay nataony dia resahina toy ny hoe saronan'izy ireo ny dian-tongotra eo amin'ny lalana mba tsy hisy hanaraka azy ireo. DH: "ary mandainga izy ireo mba tsy hisy hahalala izay nataony"