plt_tn/pro/02/09.md

16 lines
593 B
Markdown

# ny hitsiny
"rariny"
# ny lalana tsara rehetra
Ny fitondran-tena izay hendry ary mahafaly an'i Yaveh dia resahina toy ny hoe lalana tsara izany. DH: "fomba fiainana izay mahafaly an'Andriamanitra"
# hiditra ao am-ponao ny fahendrena
Eto ny "fo" dia entina ilazana ny ao anatin'ny olona iray. Ny olona lasa hendry dia resahina toy ny hoe niditra tao am-pon'ilay olona ny fahendrena. DH: "hahazo fahendrena betsaka ianao" na "hahay ny fomba hahendry marina ianao"
# hahafinaritra ny fanahinao
Eto ny "fanahy" dia maneho ilay olona manontolo. DH: "hiahafinaritra anao" na "hahafaly anao"