plt_tn/pro/02/09.md

593 B

ny hitsiny

"rariny"

ny lalana tsara rehetra

Ny fitondran-tena izay hendry ary mahafaly an'i Yaveh dia resahina toy ny hoe lalana tsara izany. DH: "fomba fiainana izay mahafaly an'Andriamanitra"

hiditra ao am-ponao ny fahendrena

Eto ny "fo" dia entina ilazana ny ao anatin'ny olona iray. Ny olona lasa hendry dia resahina toy ny hoe niditra tao am-pon'ilay olona ny fahendrena. DH: "hahazo fahendrena betsaka ianao" na "hahay ny fomba hahendry marina ianao"

hahafinaritra ny fanahinao

Eto ny "fanahy" dia maneho ilay olona manontolo. DH: "hiahafinaritra anao" na "hahafaly anao"