plt_tn/pro/01/28.md

20 lines
613 B
Markdown

# Fampifandraisana ny Foto-kevitra:
Manohy miresaka ny Fahendrena.
# hiantso ahy izy ireo
"Dia hihiakiaka famonjena amiko ireo izay tsy niraharaha ahy"
# Satria mankahala fahalalana izy ireo
Ny anarana hoe "fahalalana" dia azo ambara amin'ny endrika matoanteny hoe "mianatra." DH: "Satria nandà tsy hianatra ny ho hendry izy ireo"
# tsy nifidy ny tahotra an'i Yaveh
Ny anarana hoe "tahotra" dia azo ambara amin'ny endrika matoanteny. DH: "tsy natahotra an'i Yaveh" na "tsy nanome voninahitra sy nanaja an'i Yaveh"
# tsy nanaraka ny fampianarako
"tsy nanaiky ny fampianarako" na "nandà ny toro-hevitro"