plt_tn/pro/01/28.md

613 B

Fampifandraisana ny Foto-kevitra:

Manohy miresaka ny Fahendrena.

hiantso ahy izy ireo

"Dia hihiakiaka famonjena amiko ireo izay tsy niraharaha ahy"

Satria mankahala fahalalana izy ireo

Ny anarana hoe "fahalalana" dia azo ambara amin'ny endrika matoanteny hoe "mianatra." DH: "Satria nandà tsy hianatra ny ho hendry izy ireo"

tsy nifidy ny tahotra an'i Yaveh

Ny anarana hoe "tahotra" dia azo ambara amin'ny endrika matoanteny. DH: "tsy natahotra an'i Yaveh" na "tsy nanome voninahitra sy nanaja an'i Yaveh"

tsy nanaraka ny fampianarako

"tsy nanaiky ny fampianarako" na "nandà ny toro-hevitro"