# Fampifandraisana ny Foto-kevitra: Manohy miresaka ny Fahendrena. # hiantso ahy izy ireo "Dia hihiakiaka famonjena amiko ireo izay tsy niraharaha ahy" # Satria mankahala fahalalana izy ireo Ny anarana hoe "fahalalana" dia azo ambara amin'ny endrika matoanteny hoe "mianatra." DH: "Satria nandà tsy hianatra ny ho hendry izy ireo" # tsy nifidy ny tahotra an'i Yaveh Ny anarana hoe "tahotra" dia azo ambara amin'ny endrika matoanteny. DH: "tsy natahotra an'i Yaveh" na "tsy nanome voninahitra sy nanaja an'i Yaveh" # tsy nanaraka ny fampianarako "tsy nanaiky ny fampianarako" na "nandà ny toro-hevitro"