plt_tn/pro/01/23.md

20 lines
538 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka ny Fahendrena.
# Tandremo tsara
"Henoy tsara"
# hararako aminareo ny fihevitro
Ny fahendrena izay milaza izay heveriny amin'ny olona dia resahina toy ny hoe tsiranoka izay hararany ny fiheviny.
# hataoko fantatrareo ny teniko
Eto ny "teny" dia maneho ny eritreritra. DH: "Hambarako aminareo izay eritreritreretiko"
# naninjitra ny tanako aho
Ity andian-teny ity dia fomba fiteny izay midika hoe misarika na manasa olona iray mba ho avy. DH: "nanasa anareo hankeo amiko aho"