# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka ny Fahendrena. # Tandremo tsara "Henoy tsara" # hararako aminareo ny fihevitro Ny fahendrena izay milaza izay heveriny amin'ny olona dia resahina toy ny hoe tsiranoka izay hararany ny fiheviny. # hataoko fantatrareo ny teniko Eto ny "teny" dia maneho ny eritreritra. DH: "Hambarako aminareo izay eritreritreretiko" # naninjitra ny tanako aho Ity andian-teny ity dia fomba fiteny izay midika hoe misarika na manasa olona iray mba ho avy. DH: "nanasa anareo hankeo amiko aho"