plt_tn/pro/01/23.md

538 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka ny Fahendrena.

Tandremo tsara

"Henoy tsara"

hararako aminareo ny fihevitro

Ny fahendrena izay milaza izay heveriny amin'ny olona dia resahina toy ny hoe tsiranoka izay hararany ny fiheviny.

hataoko fantatrareo ny teniko

Eto ny "teny" dia maneho ny eritreritra. DH: "Hambarako aminareo izay eritreritreretiko"

naninjitra ny tanako aho

Ity andian-teny ity dia fomba fiteny izay midika hoe misarika na manasa olona iray mba ho avy. DH: "nanasa anareo hankeo amiko aho"