plt_tn/php/04/14.md

895 B

tamin'ny fahasahiranako

Paoly dia miresaka ny fahasahiranany ho toy ny hoe toerana izay nisy azy. DH: "rehefa miha-sarotra ny zavatra"

ny fiandohan'ny filazantsara

Paoly dia manondro ny filazantsara eto izay midika hoe ny fitoriany ny filazantsara.

tsy nisy fiangonana nanohana ahy raha ny mahakasika ny fanomezana sy fandraisana afa-tsy ianareo irery

DH: "Ianareo irery ihany no fiangonana nandefa vola ho ahy na nanampy ahy"

mitady ny vokatra izay mampiakatra ny voninahitrareo aho.

Paoly dia miresaka ny fanomezan'ireo Filipiana ho toy ny tahirim-bolan'olona any amin'ny fitehirizam-bola izay tsy sasatry ny mitombo. Eto dia Andriamanitra no manaiky ireo zavatra tsara izay vitan'ireo mpino Filipiana. Tian'i Paoly hanome fanomezana ireo Filipiana mba hahazoan'izy ireo fitahiana ara-panahy. DH: "Tiako ny hahita an'Andriamanitra hanome anareo fitahiana ara-panahy bebe kokoa"