# tamin'ny fahasahiranako Paoly dia miresaka ny fahasahiranany ho toy ny hoe toerana izay nisy azy. DH: "rehefa miha-sarotra ny zavatra" # ny fiandohan'ny filazantsara Paoly dia manondro ny filazantsara eto izay midika hoe ny fitoriany ny filazantsara. # tsy nisy fiangonana nanohana ahy raha ny mahakasika ny fanomezana sy fandraisana afa-tsy ianareo irery DH: "Ianareo irery ihany no fiangonana nandefa vola ho ahy na nanampy ahy" # mitady ny vokatra izay mampiakatra ny voninahitrareo aho. Paoly dia miresaka ny fanomezan'ireo Filipiana ho toy ny tahirim-bolan'olona any amin'ny fitehirizam-bola izay tsy sasatry ny mitombo. Eto dia Andriamanitra no manaiky ireo zavatra tsara izay vitan'ireo mpino Filipiana. Tian'i Paoly hanome fanomezana ireo Filipiana mba hahazoan'izy ireo fitahiana ara-panahy. DH: "Tiako ny hahita an'Andriamanitra hanome anareo fitahiana ara-panahy bebe kokoa"