plt_tn/php/04/14.md

16 lines
895 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tamin'ny fahasahiranako
Paoly dia miresaka ny fahasahiranany ho toy ny hoe toerana izay nisy azy. DH: "rehefa miha-sarotra ny zavatra"
# ny fiandohan'ny filazantsara
Paoly dia manondro ny filazantsara eto izay midika hoe ny fitoriany ny filazantsara.
# tsy nisy fiangonana nanohana ahy raha ny mahakasika ny fanomezana sy fandraisana afa-tsy ianareo irery
DH: "Ianareo irery ihany no fiangonana nandefa vola ho ahy na nanampy ahy"
# mitady ny vokatra izay mampiakatra ny voninahitrareo aho.
Paoly dia miresaka ny fanomezan'ireo Filipiana ho toy ny tahirim-bolan'olona any amin'ny fitehirizam-bola izay tsy sasatry ny mitombo. Eto dia Andriamanitra no manaiky ireo zavatra tsara izay vitan'ireo mpino Filipiana. Tian'i Paoly hanome fanomezana ireo Filipiana mba hahazoan'izy ireo fitahiana ara-panahy. DH: "Tiako ny hahita an'Andriamanitra hanome anareo fitahiana ara-panahy bebe kokoa"