plt_tn/php/01/28.md

12 lines
566 B
Markdown

# Ary aza mety ampitahorin'ireo izay fahavalonareo
Ity dia didy ho an'ireo mpino Filipiana.
# Mariky ny fahapotehan'izy ireo izany, fa mariky ny famonjenareo kosa _ ary izany dia avy amin'Andriamanitra.
Ny fahasahinareo dia hampiseho azy ireo fa Andriamanitra dia hamotika azy ireo. Izany koa dia mampiseho antsika ihany koa fa Andriamanitra hanavotra antsika"
# fa ianareo dia manana ady mitovy amin'izay hitanareo tamiko, ary izay henonao amiko ankehitriny.
"Izany no mahatonga anareo mijaly tahaka ny nahitanareo ahy nijaly, ary renareo fa mbola mijaly aho"