plt_tn/php/01/28.md

566 B

Ary aza mety ampitahorin'ireo izay fahavalonareo

Ity dia didy ho an'ireo mpino Filipiana.

Mariky ny fahapotehan'izy ireo izany, fa mariky ny famonjenareo kosa _ ary izany dia avy amin'Andriamanitra.

Ny fahasahinareo dia hampiseho azy ireo fa Andriamanitra dia hamotika azy ireo. Izany koa dia mampiseho antsika ihany koa fa Andriamanitra hanavotra antsika"

fa ianareo dia manana ady mitovy amin'izay hitanareo tamiko, ary izay henonao amiko ankehitriny.

"Izany no mahatonga anareo mijaly tahaka ny nahitanareo ahy nijaly, ary renareo fa mbola mijaly aho"