# Ary aza mety ampitahorin'ireo izay fahavalonareo Ity dia didy ho an'ireo mpino Filipiana. # Mariky ny fahapotehan'izy ireo izany, fa mariky ny famonjenareo kosa _ ary izany dia avy amin'Andriamanitra. Ny fahasahinareo dia hampiseho azy ireo fa Andriamanitra dia hamotika azy ireo. Izany koa dia mampiseho antsika ihany koa fa Andriamanitra hanavotra antsika" # fa ianareo dia manana ady mitovy amin'izay hitanareo tamiko, ary izay henonao amiko ankehitriny. "Izany no mahatonga anareo mijaly tahaka ny nahitanareo ahy nijaly, ary renareo fa mbola mijaly aho"