plt_tn/phm/01/23.md

834 B

Epafra

Izy dia mpiray finoana sy mpiara-migadra tamin'i Paoly.

Namako mpiara-migadra ao amin'i Jesosy Kristy

"Izay tao am-ponja niaraka tamiko satria nanompo an'i Jesosy Kristy izy."

Toy izany koa i Marka, Aristarko, Demasy ary Lioka, mpiara-miasa amiko

"Marka, Aristarko, Demasy ary Lioka, mpiara-miasa amiko, dia manao veloma anareo ihany koa."

Marka ... Aristarko ... Deamsy ... Lioka

Ireo dia anaran'ny lehilahy.

Mpiara-miasa amiko

"Ireo lehilahy izay niara-niasa tamiko" na "izay rehetra niara-niasa tamiko."

Ho amin'ny fanahinareo anie ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika.

Ny teny hoe "nareo" dia manondro an'i Filemona sy ireo rehetra izay nihaona tao an-tranony. Ny teny hoe "fanahinareo" dia fomba fiteny ary misolo tena ireo olona. DH: "Jesosy Kristy Tompontsika anie ho tsara fanahy aminareo."