# Epafra Izy dia mpiray finoana sy mpiara-migadra tamin'i Paoly. # Namako mpiara-migadra ao amin'i Jesosy Kristy "Izay tao am-ponja niaraka tamiko satria nanompo an'i Jesosy Kristy izy." # Toy izany koa i Marka, Aristarko, Demasy ary Lioka, mpiara-miasa amiko "Marka, Aristarko, Demasy ary Lioka, mpiara-miasa amiko, dia manao veloma anareo ihany koa." # Marka ... Aristarko ... Deamsy ... Lioka Ireo dia anaran'ny lehilahy. # Mpiara-miasa amiko "Ireo lehilahy izay niara-niasa tamiko" na "izay rehetra niara-niasa tamiko." # Ho amin'ny fanahinareo anie ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika. Ny teny hoe "nareo" dia manondro an'i Filemona sy ireo rehetra izay nihaona tao an-tranony. Ny teny hoe "fanahinareo" dia fomba fiteny ary misolo tena ireo olona. DH: "Jesosy Kristy Tompontsika anie ho tsara fanahy aminareo."