plt_tn/phm/01/21.md

730 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Paoly dia namarana ny taratasiny ary nanome tso-drano an'i Filemona sy ireo mpino izay nihaona tao amin'ny fiangonana tao an-tranon'i Filemona.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny teny hoe "anao" sy "ianao" dia manondro an'i Filemona sy ireo mpino izay mihaona ao amin'ny tranony.

Toky momba ny fankatoavanao

"Satria matoky aho fa hanao izay lazaiko ianao."

Mandritra izany fotoana izany ihany

"Ihany koa."

Omano ho ahy ny efitra fandraisam-bahiny

"Manaova efitra ao an-tranonao ho vonona ho ahy." Paoly dia nangataka tamin'i Filemona mba hanao izany ho azy.

Haverina aminao indray aho

"Ireo izay mitazona ahy am-ponja dia hamotsotra ahy mba ahafahako mankany aminao."