plt_tn/phm/01/21.md

24 lines
730 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Paoly dia namarana ny taratasiny ary nanome tso-drano an'i Filemona sy ireo mpino izay nihaona tao amin'ny fiangonana tao an-tranon'i Filemona.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny teny hoe "anao" sy "ianao" dia manondro an'i Filemona sy ireo mpino izay mihaona ao amin'ny tranony.
# Toky momba ny fankatoavanao
"Satria matoky aho fa hanao izay lazaiko ianao."
# Mandritra izany fotoana izany ihany
"Ihany koa."
# Omano ho ahy ny efitra fandraisam-bahiny
"Manaova efitra ao an-tranonao ho vonona ho ahy." Paoly dia nangataka tamin'i Filemona mba hanao izany ho azy.
# Haverina aminao indray aho
"Ireo izay mitazona ahy am-ponja dia hamotsotra ahy mba ahafahako mankany aminao."