# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Paoly dia namarana ny taratasiny ary nanome tso-drano an'i Filemona sy ireo mpino izay nihaona tao amin'ny fiangonana tao an-tranon'i Filemona. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny teny hoe "anao" sy "ianao" dia manondro an'i Filemona sy ireo mpino izay mihaona ao amin'ny tranony. # Toky momba ny fankatoavanao "Satria matoky aho fa hanao izay lazaiko ianao." # Mandritra izany fotoana izany ihany "Ihany koa." # Omano ho ahy ny efitra fandraisam-bahiny "Manaova efitra ao an-tranonao ho vonona ho ahy." Paoly dia nangataka tamin'i Filemona mba hanao izany ho azy. # Haverina aminao indray aho "Ireo izay mitazona ahy am-ponja dia hamotsotra ahy mba ahafahako mankany aminao."