plt_tn/phm/01/08.md

12 lines
444 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Paoly dia nanomboka ny fiangaviany sy ny anton'ny taratasiny.
# Fahasahiana rehetra ao amin'i Kristy
Mety ho dikany dia izao: 1) "fahefana noho i Kristy" na 2) "herim-po noho i Kristy." DH: "herim-po satria i Kristy nanome ahy fahefana."
# Nefa nohon'ny fitiavana
Mety ho dikany dia izao: 1) "satria fantatro fa tia ny vahoakan'Andriamanitra ianao" 2) "satria tia ahy ianao" na 3) "satria tiako ianao."