# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Paoly dia nanomboka ny fiangaviany sy ny anton'ny taratasiny. # Fahasahiana rehetra ao amin'i Kristy Mety ho dikany dia izao: 1) "fahefana noho i Kristy" na 2) "herim-po noho i Kristy." DH: "herim-po satria i Kristy nanome ahy fahefana." # Nefa nohon'ny fitiavana Mety ho dikany dia izao: 1) "satria fantatro fa tia ny vahoakan'Andriamanitra ianao" 2) "satria tia ahy ianao" na 3) "satria tiako ianao."