plt_tn/phm/01/08.md

444 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Paoly dia nanomboka ny fiangaviany sy ny anton'ny taratasiny.

Fahasahiana rehetra ao amin'i Kristy

Mety ho dikany dia izao: 1) "fahefana noho i Kristy" na 2) "herim-po noho i Kristy." DH: "herim-po satria i Kristy nanome ahy fahefana."

Nefa nohon'ny fitiavana

Mety ho dikany dia izao: 1) "satria fantatro fa tia ny vahoakan'Andriamanitra ianao" 2) "satria tia ahy ianao" na 3) "satria tiako ianao."