plt_tn/phm/01/04.md

24 lines
606 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny teny hoe: "isika" dia milaza zavatra maro ary manondro an'i Paoly, Timoty, ary Filemona.
# Fa ny fiombonana amin'ny finoanao
"Izay hiarahanareo miara-miasa aminay."
# Hahomby amin'ny fahalalana ny zavatra tsara rehetra
"Vokatry ny fahalalana ny tsara."
# Amin'i Kristy
"Noho i Kristy."
# Ny fon'ireo mpino dia novelombelomina tamin'ny alalanao
"Nampirisika ny mpino ianao" na "nanampy ireo mpino ianao."
# Rahalahy
"Ry rahalahy" na "ry sakaiza." Paoly dia niantso an'i Filemona hoe "rahalahy" satria izy ireo dia samy mpino ary nanamafy ny fisakaizany.