# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny teny hoe: "isika" dia milaza zavatra maro ary manondro an'i Paoly, Timoty, ary Filemona. # Fa ny fiombonana amin'ny finoanao "Izay hiarahanareo miara-miasa aminay." # Hahomby amin'ny fahalalana ny zavatra tsara rehetra "Vokatry ny fahalalana ny tsara." # Amin'i Kristy "Noho i Kristy." # Ny fon'ireo mpino dia novelombelomina tamin'ny alalanao "Nampirisika ny mpino ianao" na "nanampy ireo mpino ianao." # Rahalahy "Ry rahalahy" na "ry sakaiza." Paoly dia niantso an'i Filemona hoe "rahalahy" satria izy ireo dia samy mpino ary nanamafy ny fisakaizany.