plt_tn/phm/01/04.md

606 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny teny hoe: "isika" dia milaza zavatra maro ary manondro an'i Paoly, Timoty, ary Filemona.

Fa ny fiombonana amin'ny finoanao

"Izay hiarahanareo miara-miasa aminay."

Hahomby amin'ny fahalalana ny zavatra tsara rehetra

"Vokatry ny fahalalana ny tsara."

Amin'i Kristy

"Noho i Kristy."

Ny fon'ireo mpino dia novelombelomina tamin'ny alalanao

"Nampirisika ny mpino ianao" na "nanampy ireo mpino ianao."

Rahalahy

"Ry rahalahy" na "ry sakaiza." Paoly dia niantso an'i Filemona hoe "rahalahy" satria izy ireo dia samy mpino ary nanamafy ny fisakaizany.