plt_tn/oba/01/17.md

28 lines
753 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ny fampitàna amin'i Obadia ny hafany i Yaveh.
# tafatsoaka
"tafatsoaka ny famaizan'Yaveh." Ireo dia olona mbola velona taorian'ny fanasazian'Yaveh.
# ary izany
Ny teny hoe "izany" dia manondro ny "tendrombohitra Ziona."
# taranak'i Jakoba ... Josefa dia ho lelan'afo
Noharin'Yaveh amin'ny afo ny taranak'i Jakoba sy Josefa satria izy ireo dia hamotika an'i Esao tahaka ny afo izay mandrehitra haingana ny mololo.
# Mololo
"mololo" na "akofa". Ampahany maina sisa tavela rehefa masaka avy jijaina ny voa.
# ary izy ireo
Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ny taranak'i Jakoba sy ny taranak'i Josefa.
# Tsy hisy ho velona ny taranak'i Esao,
"Tsy hisy na iray amin'ny taranak'i Esao ho velona."